Hebrews 10:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zavatra mahatahotra no ho azon’ny tanan’Andriamanitra velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zavatra mahatsiravina re izany ho azon’ny tanan’Andriamanitra velona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zavatra mahatahotra izany ho azon’ny tanan’ilay Andriamanitra velona!
Malagasy Bible 1865
Zavatra mahatahotra ny ho azon'ny tànan'Andriamanitra velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zavatra mahatahotra no ho azon’ny tanan’Andriamanitra velona.
malagasy
Zavatra mahatahotra ny ho azon'ny tànan'Andriamanitra velona.