Hebrews 10:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsarovy ny andro fahiny izay niaretanareo ny ady mafy tamin’ny fahoriana rehefa nandray ny mazava ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny andro fahiny, niaretanareo ady mafy tamim-pijaliana, nony efa nohazavaina ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny nanjo anareo tamin’ny andro fahiny. Fa rehefa nohazavain’Andriamanitra ianareo, dia niharam-pijaliana sy niaritra ady mafy tokoa:
Malagasy Bible 1865
Fa tsarovy ny andro fahiny izay naharetanareo ny ady mafy tamin'ny fahoriana, rehefa nohazavaina ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsarovy ny andro fahiny izay niaretanareo ny ady mafy tamin’ny fahoriana rehefa nandray ny mazava ianareo;
malagasy
Fa tsarovy ny andro fahiny izay naharetanareo ny ady mafy tamin'ny fahoriana, rehefa nohazavaina ianareo;