Hebrews 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
indraindray dia natao ho faneso noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa dia tonga naman’izay azon’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mbetika nalàm-baràka sy nampahoriana ianareo sady naseho ho fizàhan’ny olona; mbetika kosa niaraka ory tamin’izay nampijalina toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
novetavetaina sy nampahorîna teo imasom-bahoaka ianareo indraindray, na niara-nizaka izay nanjo an’ireo natao toy izany koa indraindray;
Malagasy Bible 1865
indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman'izay azon'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
indraindray dia natao ho faneso noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa dia tonga naman’izay azon’izany.
malagasy
indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman'izay azon'izany.