Hebrews 10:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sady niara-niaritra tamin’izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa sady nangoraka izay nifatotra ianareo no nanaiky an-kafaliana ny fandrobana ny fanananareo, satria fantatrareo fa manam-pananana tsara lavitra sy maharitra mandrakizay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niarahanareo niaritra ny fijalian’izay voafonja; ary nony norobaina ny fanananareo, dia nekenareo tamin-kafaliana izany satria fantatrareo fa manam-pananana tsara lavitra sady maharitra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa sady niara-niaritra tamin'izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo, satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sady niara-niaritra tamin’izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra.
malagasy
Fa sady niara-niaritra tamin'izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo, satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra. [ Na: fa ianareo dia manana ny tenanareo ho fananana tsara lavitra sady maharitra]