Hebrews 10:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza manary ny fahatokianareo izay misy valisoa lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza miala amin’ny fahasahianareo, fa misy valiny lehibe izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza manary ny fahatokianareo fa misy valisoa lehibe izany.
Malagasy Bible 1865
Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza manary ny fahatokianareo izay misy valisoa lehibe.
malagasy
Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.