Hebrews 10:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa «rehefa afaka fotoana kelikely dia ho tonga ilay ho avy fa tsy hitaredretra».
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha afaka kelikely foana, dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hiatoato Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Kely foana sisa dia ho tonga Ilay tsy maintsy ho avy, fa tsy hitaredretra.
Malagasy Bible 1865
Fa "rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra"
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa «rehefa afaka fotoana kelikely dia ho tonga ilay ho avy fa tsy hitaredretra».
malagasy
Fa "rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra"