Hebrews 10:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary «ny oloko marina dia ho velon’ny finoana; fa raha mihemotra izy dia tsy sitraky ny fanahiko» (Hab 2.3-4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny oloko marina ho velona amin’ny finoana, fa izay mihataka kosa tsy mba ankasitrahin’ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny olo-marina eo imasoko noho ny finoana dia ho velona; fa raha mihemotra izy, dia tsy sitrako.»
Malagasy Bible 1865
Ary "ny oloko marina dia ho velon'ny finoana;" Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko (Hab. 2.3, 4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary «ny oloko marina dia ho velon’ny finoana; fa raha mihemotra izy dia tsy sitraky ny fanahiko» (Hab 2.3-4).
malagasy
Ary "ny oloko marina dia ho velon'ny finoana;" Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko (Hab. 2.3, 4). [ (ny marina)]Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy.