Hebrews 10:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana fa naman’izay mino ho amin’ny famonjena ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha isika, dia tsy mba anisan’izay mihataka ho very isika, fa naman’ireo mino mba hamonjy ny fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isika kosa dia tsy mba naman’izay mihemotra ka ho very fa naman’izay mino ka ho voavonjy.
Malagasy Bible 1865
Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana fa naman’izay mino ho amin’ny famonjena ny fanahy.
malagasy
Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy.