Hebrews 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran’ombilahy sy ny ran’osilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria aiza izay ran-janak’omby sy ran’osilahy no hahafaka ny fahotana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny ran’ombilahy sy ny ran’osilahy dia tsy hanaisotra ny fahotana na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran'ombilahy sy ny ran'osilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran’ombilahy sy ny ran’osilahy.
malagasy
Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran'ombilahy sy ny ran'osilahy.