Hebrews 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nony niditra tamin’izao fiainana izao Izy dia niteny hoe: «Tsy mba nilainao ny fanatitra alatsa-dra sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, fa tena no namboarinao ho Ahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany indrindra, nony niditra tamin’izao tontolo izao i Kristy dia nanao hoe: Tsy nilainao ny sorona sy ny fanatitra, fa namboatra vatana ho ahy ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, fony niditra teto amin’izao tontolo izao i Kristy, dia niteny tamin’Andriamanitra hoe: «Tsy nilainao ny sorona sy ny fanatitra, fa tena no namboarinao ho Ahy;
Malagasy Bible 1865
Koa nony niditra tamin'izao fiainana izao Izy, dia nanao hoe: "Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba nilainao, Fa tena no namboarinao ho Ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nony niditra tamin’izao fiainana izao Izy dia niteny hoe: «Tsy mba nilainao ny fanatitra alatsa-dra sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, fa tena no namboarinao ho Ahy;
malagasy
Koa nony niditra tamin'izao fiainana izao Izy, dia nanao hoe: "Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba nilainao, Fa tena no namboarinao ho Ahy;