Hebrews 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manaraka izany tohiziny hoe: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao; ka manafoana ny voalohany Izy amin’izany mba hanorenany ny faharoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa Izy: «Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao.» Koa dia foanan’Andriamanitra ny sorona taloha rehetra ka soloany ny soron’i Kristy;
Malagasy Bible 1865
dia hoy indray Izy: "Inty Aho tonga hanao ny sitraponao." Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.
malagasy
dia hoy indray Izy: "Inty Aho tonga hanao ny sitraponao." Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.