Hebrews 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy ka Andriamanitra no tompo-marika sy mpanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanantena ilay tanàna mafy orina manana an’Andriamanitra ho Tompo-marika sy ho mpanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Abrahama dia niandry ilay tanàna mafy orina, ka Andriamanitra no tompo-marika tamin’izany sady nanao azy.
Malagasy Bible 1865
fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy, Andriamanitra no Tompo-marika sy Mpanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy ka Andriamanitra no tompo-marika sy mpanao izany.
malagasy
fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy, Andriamanitra no Tompo-marika sy Mpanao izany.