Hebrews 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manambara mazava izay milaza izany fa mitady tanindrazana honenany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo olona miteny toy izany dia mampiharihary fa mitady izay ho tanindrazany.
Malagasy Bible 1865
Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy.
malagasy