Hebrews 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha toa ka nahatsiaro ny tany nialany izy dia ho nahita fotoana hiverenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny tany nialany no heveriny amin’izany dia ho azony atao ny miverina any indray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka raha ny tany nialany no nahamanina azy, dia mbola nahita fotoana hiverenana any izy;
Malagasy Bible 1865
Ary raha tàhiny nahatsiaro ny tany nialany izy, dia ho nahita andro hiverenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha toa ka nahatsiaro ny tany nialany izy dia ho nahita fotoana hiverenany.
malagasy
Ary raha tàhiny nahatsiaro ny tany nialany izy, dia ho nahita andro hiverenany.