Hebrews 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany dia ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra. Ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny satria efa nanamboatra tanàna ho an’ireo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tany tsara lavitra no iriny, dia ny lanitra izany. Ka noho Andriamanitra efa namboatra tanàna ho azy, dia tsy menatra Izy hantsoiny hoe: Andriamanitr’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tanindrazana tsara lavitra no irîny, dia ilay tanindrazana any an-danitra. Izany no tsy mahamenatra an’Andriamanitra ny hantsoina hoe «Andriamanitr’izy ireo», satria olona efa nanamboarany tanàna ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an'ireo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany dia ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra. Ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny satria efa nanamboatra tanàna ho an’ireo Izy.
malagasy
Fa amin'izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an'ireo Izy.