Hebrews 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nanoloran’i Abrahama an’Isaka raha nozahan-toetra izy; eny, ny zanany lahitokana no natolotr’ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nanoloran’i Abrahama an’i Isaaka ho sorona, raha nozahan-toetra izy. Dia izy izay nandray ny teny fampanantenana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nanoloran’i Abrahama an’i Itsehàka ho sorona, fony i Abrahama nozahan’Andriamanitra toetra. Kanefa nivonon-kanao sorona ny zanany lahitokana i Abrahama, dia izy nanaovan’Andriamanitra teny fampanantenana
Malagasy Bible 1865
Finoana no nanateran i Abrahama an'isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin'ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nanoloran’i Abrahama an’Isaka raha nozahan-toetra izy; eny, ny zanany lahitokana no natolotr’ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,
malagasy
Finoana no nanateran i Abrahama an'isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin'ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,