Hebrews 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ilay nilazana hoe: «Avy amin’Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao» (Gen 21.12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nilazana hoe: Avy amin’i Isaaka no hiavian’ny taranakao; eny, natolony io zanany lahitokana io;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy nilazany hoe: «Avy amin’i Itsehàka no hiantsoana taranaka ho anao.»
Malagasy Bible 1865
dia ilay nilazana hoe: "Avy amin'Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao" (Gen. 21.12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ilay nilazana hoe: «Avy amin’Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao» (Gen 21.12).
malagasy
dia ilay nilazana hoe: "Avy amin'Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao" (Gen. 21.12).