Hebrews 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nitsofan’Isaka rano an’i Jakoba sy i Esao ny amin’ny zavatra ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nitsofan’i Isaaka rano an’i Jakôba sy i Esao ny amin’ny zavatra ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nitsòfan’i Itsehàka rano an-dry i Jakôba sy i Hesao, nitsinjovany ny hoavin’izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nitsofan'isaka rano an'i Jakoba sy Esao ny amin'ny zavatra ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nitsofan’Isaka rano an’i Jakoba sy i Esao ny amin’ny zavatra ho avy.
malagasy
Finoana no nitsofan'isaka rano an'i Jakoba sy Esao ny amin'ny zavatra ho avy.