Hebrews 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nitsofan’i Jakoba rano ny zanak’i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, sady nivavaka izy no niankina tamin’ny lohan’ny tehiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nitsofan’i Jakôba rano ny zanak’i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, sy nivavahany niankina tamin’ny loha tehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa ho faty i Jakôba, dia finoana no nitsòfany rano tsirairay ny zanakalahin’i Jôsefa; ka niankina tamin’ny lohatehiny i Jakôba no nivavaka tamin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nitsofan'i Jakoba rano ny zanak'i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, ka nivavaka izy, niankina tamin'ny lohan'ny tehiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nitsofan’i Jakoba rano ny zanak’i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, sady nivavaka izy no niankina tamin’ny lohan’ny tehiny.
malagasy
Finoana no nitsofan'i Jakoba rano ny zanak'i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, ka nivavaka izy, niankina tamin'ny lohan'ny tehiny.