Hebrews 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nilazan’i Josefa ny fialan’ny Zanak’Israely, rehefa ho faty izy, ary ny nanafarany ny amin’ny taolany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nilazan’i Josefa ny hialan’ny zanak’i Israely, rehefa ho faty izy, sy nanafarany ny amin’ny taolam-balony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nilazan’i Jôsefa teo amin’ny faramparan’ny fiainany fa hiala tany Ejipta ny Israelita ary koa nanafatrafarany momba ny taolambalony.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nilazan'i Josefa ny fialan'ny Zanak'isiraely, rehefa ho faty izy, sy nanafarany ny amin'ny taolany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nilazan’i Josefa ny fialan’ny Zanak’Israely, rehefa ho faty izy, ary ny nanafarany ny amin’ny taolany.
malagasy
Finoana no nilazan'i Josefa ny fialan'ny Zanak'isiraely, rehefa ho faty izy, sy nanafarany ny amin'ny taolany.