Hebrews 11:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nanafenan’ny ray aman-drenin’i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka, satria hitany fa zaza tsara tarehy izy, ary tsy natahorany ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nanafenan-drainy aman-drenin’i Môizy azy telo volana, nony efa teraka izy, satria hitany fa zaza tsara tarehy izy, ary tsy natahorany ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nanafenan’ny ray aman-drenin’i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy. Hitany manko fa zazakely mahafatifaty i Mosesy, ka tsy natahorany izay baikon’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nanafenan'ny ray aman-drenin'i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy, satria hitany fa zaza tsara izy, ary tsy natahorany ny didin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nanafenan’ny ray aman-drenin’i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka, satria hitany fa zaza tsara tarehy izy, ary tsy natahorany ny didin’ny mpanjaka.
malagasy
Finoana no nanafenan'ny ray aman-drenin'i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy, satria hitany fa zaza tsara izy, ary tsy natahorany ny didin'ny mpanjaka.