Hebrews 11:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nifidy hiara-mitondra fahoriana amin’ny olon’Andriamanitra mantsy izy toy izay hanana fifaliana vetivety amin’ny fahotana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa naleony miaraka ory amin’ny vahoakan’Andriamanitra toy izay miarana amin’ny hafaliana mandalon’ny fahotana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa naleony niara-nampahorîna tamin’ny vahoakan’Andriamanitra, toy izay hifaly amim-pahotana mandritra ny fotoana fohifohy.
Malagasy Bible 1865
nifidy mantsy hiara-mitondra fahoriana amin'ny olon'Andriamanitra toy izay hanana fifaliana vetivety amin'ny fahotana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nifidy hiara-mitondra fahoriana amin’ny olon’Andriamanitra mantsy izy toy izay hanana fifaliana vetivety amin’ny fahotana;
malagasy
nifidy mantsy hiara-mitondra fahoriana amin'ny olon'Andriamanitra toy izay hanana fifaliana vetivety amin'ny fahotana,