Hebrews 11:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanao ny fanaratsiana an’i Kristy ho harena be lavitra noho ny zava-tsoan’i Ejipta, satria nijery lavitra ny valisoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nataony harena be lavitra noho ny zava-tsoan’i Ejipta ny fijalian’i Kristy, satria nijery ny valisoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony fa ny miaritra fanaratsiana noho ny amin’ny Mesia dia harena be lavitra noho ny zava-tsoan’i Ejipta, fa nibanjina ny valisoa mbola ho avy izy.
Malagasy Bible 1865
nanao ny fanaratsiana an'i Kristy ho harena be lavitra noho ny zava-tsoan'i Egypta, satria nijery ny famalian-tsoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanao ny fanaratsiana an’i Kristy* ho harena be lavitra noho ny zava-tsoan’i Ejipta, satria nijery lavitra ny valisoa izy.
malagasy
nanao ny fanaratsiana an'i Kristy ho harena be lavitra noho ny zava-tsoan'i Egypta, satria nijery ny famalian-tsoa izy.