Hebrews 11:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nandaozany an’i Ejipta ka tsy natahorany ny fahatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita izay tsy hita izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nialany tany Ejipta, tsy aman-tahotra ny fahatezeran’ny mpanjaka akory, fa nijoro toy ny mahita ilay tsy fahita izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nandaozan’i Mosesy an’i Ejipta ka tsy natahorany izay hatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra tamin’ny fanapahan-keviny izy, toy ny nahita maso an’ilay Andriamanitra tsy hita.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nandaovany an'i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran'ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nandaozany an’i Ejipta ka tsy natahorany ny fahatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita izay tsy hita izy.
malagasy
Finoana no nandaovany an'i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran'ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy.