Hebrews 11:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny ra, fandrao hamono izay lahimatoa Israelita ilay mpandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nanaovany ny Paka sy ny famafazan-dra mba tsy ho tratr’ilay nandringana ny lahy matoa, ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nanorenan’i Mosesy ny fankalazana ny Paska sy nanomezany baiko hanentenana ra ny varavarana, fandrao mikasika ireo lahimatoa israelita ilay anjely mpandringana ka mamono azy.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, fandrao hahatratra ny azy ilay nandringana ny lahimatoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny ra, fandrao hamono izay lahimatoa Israelita ilay mpandringana.
malagasy
Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, fandrao hahatratra ny azy ilay nandringana ny lahimatoa. [ Na: nanendreny]