Hebrews 11:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, fa mba nandraman’ny Ejiptiana izany ka voatelina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nitàn’izy ireo ny ranomasina Mena, toy ny mandeha an-tanety; nony mba nanaraka kosa ny tera-tany Ejiptianina, dia saforan’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nitan’ireo Israelita ny Ranomasina Mena toy ny nandia tany maina; fa nony mba nanandrana nanao toy izany ireo Ejiptianina, dia voatelin’ny rano.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, izay mba nandraman'ny Egyptiana, ka dia voatelina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, fa mba nandraman’ny Ejiptiana izany ka voatelina ireo.
malagasy
Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, izay mba nandraman'ny Egyptiana, ka dia voatelina izy.