Hebrews 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no nampirodana ny mandan’i Jeriko rehefa nohodidinina hafitoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no nampirodana ny mandan’i Jerikô, rehefa nohodidinina hafitoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no nampirodana ny mandan’i Jerikao, nony efa nohodidinin’ny Israelita nandritra ny fito andro.
Malagasy Bible 1865
Finoana no nampirodana ny màndan'i Jeriko, rehefa nohodidinina hafitoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no nampirodana ny mandan’i Jeriko rehefa nohodidinina hafitoana.
malagasy
Finoana no nampirodana ny màndan'i Jeriko, rehefa nohodidinina hafitoana.