Hebrews 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no tsy nahafaty an’i Rahaba janga niaraka tamin’ireo tsy mpino satria nandray ny mpisafo tany tamin’ny fihavanana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no tsy nahafatesan-dRahaba vehivavy janga niaraka tamin’ny fahavalo, satria nandray ny tily tamim-pihavanana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no tsy nahafaty an’i Rahaba vehivavy janga, tsy nahafaty azy niaraka tamin’ireo tsy nanaiky an’Andriamanitra satria noraisiny tamim-pitiavana ireo mpitsikilo.
Malagasy Bible 1865
Finoana no tsy nahafaty an-dRahaba janga niaraka tamin'ny tsy nino, satria nandray ny mpisafo-tany tamin'ny fihavanana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no tsy nahafaty an’i Rahaba janga niaraka tamin’ireo tsy mpino satria nandray ny mpisafo tany tamin’ny fihavanana izy.
malagasy
Finoana no tsy nahafaty an-dRahaba janga niaraka tamin'ny tsy nino, satria nandray ny mpisafo-tany tamin'ny fihavanana izy.