Hebrews 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary inona koa no holazaiko? Fa ho lany ny andro raha milaza ny amin’i Gideona sy i Baraka ary i Samsona sy i Jefta aho, ary koa i Davida sy i Samoela ary ny mpaminany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary inona koa no holazaiko? Tsy ho ampy ny andro hilazako ny amin’i Jedeôna, i Baràka, i Samsôna, i Jefte, i Davida, i Samoela, mbamin’ny mpaminany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary inona koa no holazaiko? Tsy hanam-potoana aho raha hilazalaza momba an-dry i Gidehôna sy i Baràka, ry i Samsôna sy i Jeftà, ry i Davida sy i Samoela ary ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary inona koa no holazaiko? Fa ho lany ny andro, raha milaza an'i Gideona sy Baraka sy Samsona ary Jefta aho, Davida koa sy Samoela ary ny mpaminany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary inona koa no holazaiko? Fa ho lany ny andro raha milaza ny amin’i Gideona sy i Baraka ary i Samsona sy i Jefta aho, ary koa i Davida sy i Samoela ary ny mpaminany,
malagasy
Ary inona koa no holazaiko? Fa ho lany ny andro, raha milaza an'i Gideona sy Baraka sy Samsona ary Jefta aho, Davida koa sy Samoela ary ny mpaminany,