Hebrews 11:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nandresy fanjakana tamin’ny finoana, niasa tamin’ny fahamarinana, nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan’ny liona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa noho ny finoana koa izy ireo dia nandresy fanjakana maro, niasa ara-drariny, nahazo ny nampanantenaina, nanakombona ny vavan’ny liona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny finoana dia nandresy fanjakana maro ireo, sy nampihatra ny rariny ka nahazo izay nampanantenain’Andriamanitra; nanakombona ny vavan’ny liona ireo,
Malagasy Bible 1865
izay nandresy fanjakana tamin'ny finoana, niasa fahamarinana; nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan'ny liona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nandresy fanjakana tamin’ny finoana, niasa tamin’ny fahamarinana, nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan’ny liona,
malagasy
izay nandresy fanjakana tamin'ny finoana, niasa fahamarinana; nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan'ny liona,