Hebrews 11:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
namono ny afo midedadeda, afaka tamin’ny lelan-tsabatra, raha nalemy dia nohatanjahina, tonga nahery tamin’ny ady ka nampandositra ny miaramilan’ny firenena hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
namono ny herin’ny afo, afaka tamin’ny lelan’ny sabatra, nositranina tamin’ny aretina, nampiseho herim-po tamin’ny ady, nampandositra ny miaramilan’ny fahavalo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
namono ny afo midedadeda, tokony ho voan’ny sabatra nefa tsy voa, nalemy nefa tonga natanjaka, nahery an’ady ka nampandositra ny tafiky ny firenen-kafa.
Malagasy Bible 1865
namono ny fidedadedan'afo, afaka tamin'ny lelan-tsabatra, raha nalemy dia nampahatanjahina, tonga nahery tamin'ny ady, dia nampandositra ny miaramilan'ny firenena hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
namono ny afo midedadeda, afaka tamin’ny lelan-tsabatra, raha nalemy dia nohatanjahina, tonga nahery tamin’ny ady ka nampandositra ny miaramilan’ny firenena hafa.
malagasy
namono ny fidedadedan'afo, afaka tamin'ny lelan-tsabatra, raha nalemy dia nampahatanjahina, tonga nahery tamin'ny ady, dia nampandositra ny miaramilan'ny firenena hafa.