Hebrews 11:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
notoraham-bato izy, notsofàna, nampijaliana, novonoina tamin’ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy; tsy nanana na inona na inona, ory, fadiranovana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
notoraham-bato izy, notsofaina, nalaim-panahy, novonoina tamin’ny sabatra, nirenireny nitady hoditr’ondry sy hoditr’osy, tsy nanana na inona na inona, nenjehina, nampahorîna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ireo maty notoraham-bato, tapa-droa notsofàna, novonoina tamin-tsabatra; tao ireo nafindrafindra monina nitafy hoditr’ondry na hoditr’osy, ka nahantra sy nampahorîna ary fadiranovana.
Malagasy Bible 1865
notoraham-bato izy, notsofana, nalaim-panahy, novonoina tamin'ny sabatra, dia nirenireny nitafy hoditr'ondry sy hoditr'osy; efa lao, ory, fadiranovana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
notoraham-bato izy, notsofàna, nampijaliana, novonoina tamin’ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy; tsy nanana na inona na inona, ory, fadiranovana;
malagasy
notoraham-bato izy, notsofana, nalaim-panahy, novonoina tamin'ny sabatra, dia nirenireny nitafy hoditr'ondry sy hoditr'osy; efa lao, ory, fadiranovana