Hebrews 11:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa izao tontolo izao dia tsy mendrika ho nitoerany akory; nirenireny tany an-tany efitra izy, tany an-tendrombohitra, tany an-johy ary tany an-dava-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy mendrika ho nitoerany akory izao tontolo izao, nirenireny tany an’efitra izy, sy tany an-tendrombohitra, ary tany an-johy mbamin’ny tany an-dava-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mendrika hitoerany akory izao tontolo izao, ka nanjenjena tany an-taniefitra sy tany an-tendrombohitra ireo ary nonina tanaty zohy sy tanaty lavaka.
Malagasy Bible 1865
(nefa izao tontolo izao tsy miendrika ho nitoerany akory) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an'tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa izao tontolo izao dia tsy mendrika ho nitoerany akory; nirenireny tany an-tany efitra izy, tany an-tendrombohitra, tany an-johy ary tany an-dava-tany.
malagasy
(nefa izao tontolo izao tsy miendrika ho nitoerany akory) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an'tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany izy.