Hebrews 11:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia nankalazaina noho ny finoana aza anefa izy rehetra ireo, dia tsy nisy nahazo ny nampanantenaina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo olona rehetra ireo dia ny finoany no vavolombelon’ny mahatsara laza azy; kanefa, na dia izany aza, dia tsy mbola azon’ireo ny nampanantenaina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana;
malagasy
Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana,fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa mby eo koa isika.