Hebrews 11:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Andriamanitra efa nanamboatra izay tsara lavitra ho antsika mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa eo koa isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa isika no namboaran’Andriamanitra zavatra tsaratsara kokoa, ka tsy tonga amin’ny fahatanterahana ireo raha tsy efa mby eo koa isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra efa nanamboatra zavatra tsara lavitra ho antsika, mba tsy ho tonga amin’ny tanjona natao hiafarana ireo raha tsy efa mby eo koa isika.
Malagasy Bible 1865
fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa mby eo koa isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Andriamanitra efa nanamboatra izay tsara lavitra ho antsika mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa eo koa isika.
malagasy
fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa mby eo koa isika.