Hebrews 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Finoana no naneken’i Abrahama rehefa nantsoina hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; dia niainga izy na dia tsy fantany aza izay halehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny finoana no naneken’i Abrahama ny fiantsoan’Andriamanitra azy, handeha ho any amin’ny tany izay horaisiny ho lova, ka niainga izy nefa tsy fantany akory izay halehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Finoana no naneken’i Abrahama fony izy nantsoin’Andriamanitra hiainga ho any amin’ny tany izay horaisiny ho lova; ka nandao ny tany nahabe izy, nefa tsy fantany izay halehany.
Malagasy Bible 1865
Finoana no naneken'i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin'izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Finoana no naneken’i Abrahama rehefa nantsoina hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; dia niainga izy na dia tsy fantany aza izay halehany.
malagasy
Finoana no naneken'i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin'izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.