Hebrews 12:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireny dia nanao izay hanitsiana antsika tamin’ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa mba handraisantsika ny fahamasinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo aloha dia manafay antsika andro vitsivitsy ihany, araka ny sitrapony; fa Andriamanitra kosa manao izany araka izay hahatonga antsika hiombona amin’ny fahamasinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Famaizana mandritra ny andro vitsivitsy ihany no nampiharin’ireo raintsika eto an-tany, araka izay heveriny fa mety; fa soa ho antsika kosa no amaizan’Andriamanitra antsika, dia ny mba hiombonantsika anjara amin’ny fahamasinany.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin'ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireny dia nanao izay hanitsiana antsika tamin’ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa mba handraisantsika ny fahamasinany.
malagasy
Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin'ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.