Hebrews 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an’i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraimbava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hisy mpijangajanga aminareo, na mpanazimba ny zavatra masina tahaka an’i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraimbava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka mba tsy hisy mpijangajanga na olona mpanazimba ny zava-masina tahaka an’i Hesao izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.
Malagasy Bible 1865
fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an'i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an’i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraimbava.
malagasy
fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an'i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.