Hebrews 12:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na fanenon’ny trompetra na feon’ny teny, koa izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary feon-trômpetra sy feo niteny mafy tsy tantin’ireo nandre, ka nangataka tsy handre izany intsony izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy trompetra maneno ary feo mireondreona. Nony ren’ny vahoaka Israely izany feo izany, dia nitalaho izy mba tsy hisy intsony teny hafa hatao aminy,
Malagasy Bible 1865
sy ny fanenon'ny trompetra ary ny feon'ny teny, ka izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na fanenon’ny trompetra na feon’ny teny, koa izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;
malagasy
sy ny fanenon'ny trompetra ary ny feon'ny teny, ka izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;