Hebrews 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: «Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra dia hotoraham-bato izany» (Eks 19.12-13),
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy tohany ilay fandrahonana hoe: Na biby aza mikasika ny tendrombohitra dia hotoraham-bato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy tohany rahateo ny baiko hoe: «Na dia izay biby mikasikasika ny tendrombohitra aza, dia hatao matin’ny torabato.»
Malagasy Bible 1865
fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: "Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra, dia hotoraham-bato izany" (Eks. 19. 12, 13),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: «Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra dia hotoraham-bato izany» (Eks 19.12-13),
malagasy
fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: "Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra, dia hotoraham-bato izany" (Eks. 19. 12, 13),