Hebrews 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary satria mampahatahotra ny fahitana, dia hoy i Mosesy: «Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho» (Deo 9.19).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza loatra no niseho tamin’izay, ka i Môizy avy no vaky hoe: « Tsiravina sy rano an-dravina aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsiravina loatra ny zava-niseho ka hoy i Mosesy: «Mangorohoro aho fa matahotra loatra.»
Malagasy Bible 1865
ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: "Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho" (Deo. 9.19).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary satria mampahatahotra ny fahitana, dia hoy i Mosesy: «Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho» (Deo 9.19).
malagasy
ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: "Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho" (Deo]. 9.19).