Hebrews 12:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa dia efa tonga eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan’Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin’ny anjely tsy omby alinalina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny nohatoninareo dia ny tendrombohitr’i Siôna tanànan’Andriamanitra velona, izay Jerosalema any an-danitra, sy ny fivorian’ny Anjely alinalina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny efa nohatoninareo kosa dia ny tendrombohitra Tsiôna misy ny tanànan’Andriamanitra velona, dia i Jerosalema any an-danitra. Ny efa nohatoninareo dia ny anjely marobe tsy hita isa
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan'Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin'ny anjely tsy omby alinalina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa dia efa tonga eo an-tendrombohitra Ziona*, tanànan’Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin’ny anjely tsy omby alinalina,
malagasy
Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan'Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin'ny anjely tsy omby alinalina,