Hebrews 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny fihaonam-pifaliana sy ny fiangonan’ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin’Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin’ny fanahin’ny olona marina izay efa natao tanteraka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fiangonan’ny zokinareo izay voasoratra any an-danitra, ny Mpitsara izay Andriamanitry ny olon-drehetra, ny fanahin’ny olo-marina efa amin’ny fanaperana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa ny Fiangonana ivorian’ireo zanaka malalan’Andriamanitra toa lahimatoany, dia ireo voasoratra anarana any an-danitra. Ny efa nohatoninareo dia Andriamanitra mpitsara ny olona rehetra ary koa ireo fanahin’ny olo-marina efa tonga lafatra.
Malagasy Bible 1865
amin'ny fihaonana fifaliana sy ny fiangonan 'ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin'Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin'ny fanahin'ny olona marina izay efa natao tanteraka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny fihaonam-pifaliana sy ny fiangonan’ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin’Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin’ny fanahin’ny olona marina izay efa natao tanteraka,
malagasy
amin'ny fihaonana fifaliana sy ny fiangonan'ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin'Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin'ny fanahin'ny olona marina izay efa natao tanteraka, [ Na: ho amin'ireo tsy omby alinalina, dia ny fivorian'ny anjely] [ Gr. eklesia]