Hebrews 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo mba tsy holavinareo izay miteny. Fa raha izy ireo dia tsy afa-nandositra tamin’ny nandavany ilay nilaza ny tenin’Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ny tany, mainka fa isika, raha miodina miala amin’ilay avy any an-danitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo fandrao mandà izay miteny ianareo; fa na ry zareo nandà izay niteny teto an-tany aza tsy afa-nandositra, ka mainka isika raha mandà Ilay miteny amintsika avy any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema àry! Aza manentsin-tadîny amin’izay miteny aminareo. Fa raha tsy afa-nandositra ireo nanentsin-tadîny tamin’ilay nilaza hafatr’Andriamanitra taminy teto an-tany, mainka fa isika raha miala amin’Ilay miteny amintsika avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin'ny nandavany ilay nilaza ny tenin'Andriamanitra taminy tetỳ ambonin'ny tany, mainka fa isika, raha mihodina miala amin'ilay avy any an-danitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo mba tsy holavinareo izay miteny. Fa raha izy ireo dia tsy afa-nandositra tamin’ny nandavany ilay nilaza ny tenin’Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ny tany, mainka fa isika, raha miodina miala amin’ilay avy any an-danitra,
malagasy