Hebrews 12:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny hoe indray maka indray dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan’izay zavatra tsy ampihorohoroina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny hoe indray maka koa milaza fa ny zavatra hozongozonina dia hovana araka ny fomban-javatra natao, mba haharetan’izay zavatra tsy hozongozonina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hoe «indray mandeha koa» dia manambara fa hohozongozonina sady hovana ny zavaboaary, mba haharetan’izay zavatra tsy azo hozongozonina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hoe "indray maka koa" dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan'izay zavatra tsy ampihorohoroina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny hoe indray maka indray dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan’izay zavatra tsy ampihorohoroina.
malagasy
Ary ny hoe "indray maka koa" dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan'izay zavatra tsy ampihorohoroina.