Hebrews 12:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika dia aoka isika hanana fahasoavana hoentintsika manao izay fanompoana sitrak’Andriamanitra amin’ny fanajana sy ny fahatahorana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho isika mandray fanjakana tsy azo hozongozonina, dia tano mafy ny fahasoavana, hoentintsika manao fanompoam-pivavahana ankasitrahin’Andriamanitra amim-panajana sy fahatahorana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka àry isika hahay misaotra an’Andriamanitra noho isika mandray Fanjakana tsy azo hozongozonina. Izany fahaiza-misaotra Azy izany dia aoka hasehontsika amin’ny fanompoana sitrak’Andriamanitra, fanompoana ombàm-panajana sy fahatahorana;
Malagasy Bible 1865
Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana ho entintsika manao izay fanompoana sitrak'Andriamanitra amin'ny fanajana sy ny fahatahorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika dia aoka isika hanana fahasoavana hoentintsika manao izay fanompoana sitrak’Andriamanitra amin’ny fanajana sy ny fahatahorana;
malagasy
Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana ho entintsika manao izay fanompoana sitrak'Andriamanitra amin'ny fanajana sy ny fahatahorana; [ Na: hanana fanahy misaotra]fa Andriamanitsika dia afo mandevona (Deo. 4.24).