Hebrews 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hevero tsara ilay niaritra ny fanoherana nataon’ny mpanota Taminy, fandrao ho ketraka ianareo ka ho reraka ny fanahinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hevero fa niaritra ny famelezana mafy nafitsoky ny mpanota taminy Izy, mba tsy ho ketraky ny fanarian-toky ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eritrereto tsara i Jesoa, Izay niaritra ny fanoherana mafy nafitsoky ny mpanota taminy; ka aza kivy, aza ketraka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon'ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hevero tsara ilay niaritra ny fanoherana nataon’ny mpanota Taminy, fandrao ho ketraka ianareo ka ho reraka ny fanahinareo.
malagasy
Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon'ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo. [ Na: ireo mpanota manimba tena]