Hebrews 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia mbola tsy nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo tsy mbola niady nanohitra ny ota hatramin’ny fahalatsahan’ny ranareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mbola nihatra taman’aina tsy akory ny ady nataonareo hanoherana ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin'ny ota hatramin'ny fahalatsahan-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia mbola tsy nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra.
malagasy
Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin'ny ota hatramin'ny fahalatsahan-drà.