Hebrews 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ny zanaka hoe: «Anaka, aza atao ho zavatra kely ny fanitsiana ataon’NY TOMPO, ary aza reraka raha anariny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa hadinonareo ny fananarana milaza aminareo toy ny amin’ny zanaka hoe: Anaka, aza manamavo ny famaizan’ny Tompo, ary aza mba ketraka amin’ny fananarany anao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa hadinonareo ve ny teny fampaherezana milaza aminareo toy ny amin-janaka hoe: «Anaka, aza atao tsirambina ny famaizana ampiharin’ny Tompo; ary aza ketraka rehefa anariny.
Malagasy Bible 1865
Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin'ny zanaka hoe: "Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ny zanaka hoe: «Anaka, aza atao ho zavatra kely ny fanitsiana ataon’NY TOMPO, ary aza reraka raha anariny;
malagasy
Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin'ny zanaka hoe: "Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;