Hebrews 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay tian’NY TOMPO no ahitsiny ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny» (Oha 3.11-12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay tian’ny Tompo no faizany, ary izay rehetra raisiny ho zanaka no kapohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny zanaka tiany no faizin’ny Tompo ary izay rehetra raisiny ho zanaka no kapohiny »?
Malagasy Bible 1865
Fa izay tian'i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny" (Oha. 3.11,12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay tian’NY TOMPO no ahitsiny ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny» (Oha 3.11-12).
malagasy
Fa izay tian'i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny" (Oha. 3.11,12).